Download Frere Jacques - Jeneraly video

Download Frere Jacques - Jeneraly video on savevid.com

Download Frere Jacques - Jeneraly streaming video in flv, mp4, avi formats direct easily on Savevid.com.

 

Frere Jacques - Jeneraly

  • To download Youtube videos you should click "Run" when java window opens. Enable "Always trust content from the publisher" to download seamlessly in the future.
  • Download video
  • Provider: Link: http://www.youtube.com/watch?v=v7inMr0DHNk
  • Rate: Please rate this video Views: 3 Downloads: 3
  • Description: Frère Jacques(2), aiza ianao(2)
    Miandry any Ikala Martine(2), miandry anao(2)
    Sasa-miandry eny Antaninarenina
    Kala Martine sakaizanao
    Tsy maintsy mody izy anefa amin'ny enina
    Vonjeo any sao tara ianao
    Fa ilay vazaha izay mampiasa azy
    Tena tsy mivazivavazy
    Izy anefa mba te-hilalao
    Hisangisangy, hisangy aminao
    Raha tsy tonga hono ianao Razaka
    Ny trondro omeny ny saka
    Ilay vazaha aza rehefa mamomamo
    Mila hanadino ny ao an-trano
    Marina fa Ikala Martine
    Kala tsy aninona tsy aninona
    Nefa asa fa toa mahatamana
    An'ireo sinoa sy karana

    Frère Jacques(2), aiza ianao(2)
    Miandry any Ikala Martine(2), miandry anao(2)
    Ny amin'ny enina efa latsaka fahefany
    Kely sisa izy dia handeha
    Efa mamboamboatra ny entany
    Ilay entana mavesatra be
    Kanjo teo ihany dia nisy nanontany hoe
    Iza no andrasanao izany
    Sasa-miandry an'i Razaka tsy hivalana
    I Paoly indray no tonga nisalotra ny lalana
    Raha tsy tonga hono ianao Razaka
    Ny trondro omeny ny saka
    Rehefa tsy andrasana i Paoly dia tonga
    Tovolahy tsy misomonga izy e!
    Fa vetivety tokoa
    Nifanaraka sahady izy roa
    Izay Razaka vao mikasa ny ho any
    Ny trondro efa tsy ao am-bilany

    Frère Jacques(2), tara ianao(2)
    Tsy any intsony Ikala Martine(2) Izay ny anao(2)
  • Tags: , , , , , , , , , , ,
  • Category: Flag video Music